|
|
|
|

Entry1  ranga maso
Elementary words  2 ranga, 3 maso
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1]
Explanations in French  6 qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3#507]
Examples  7  Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa; [2.472]
Synonyms  8 ranga sofina

Anagrams  9 ngara maso, 10 ranga maso

Updated on 2025/09/12